Fanampiana amin’ny fandalinana
Vatolampy


Vatolampy

Enti-maneho an’i Jesoa Kristy sy ny filazantsarany izay fototra sy andry mafy orina (F&F 11:24; 33:12–13). Ny vatolampy dia mety koa maneho fanambarana izay entin’ Andriamanitra mampahafantatra ny filazantsarany amin’ny olona (Mat. 16:15–18).