Fanampiana amin’ny fandalinana
Vatana


Vatana

Rafi-batan’ny nofo sy ny taolana mety maty, nohariana araka ny endrik’ Andriamanitra ka natambatra tamin’ny fanahy mba ho tonga olombelona. Ny vatan’ny lehilahy sy ny vehivavy rehetra dia hakambana mandrakizay amin’ny fanahiny amin’ny Fitsanganana amin’ny maty. Indraindray ny soratra masina dia manondro ny vatana sy ny fanahy tafatambatra ho toy ny fanahy (Gen. 2:7; F&F 88:15; Mos. 3:7, 9, 19; Abr. 5:7).