Fanampiana amin’ny fandalinana
Lamônia


Lamônia

Ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, mpanjaka Lamanita izay niova fo tamin’ny alalan’ny Fanahin’ny Tompo mbamin’ny asa sy ny fampianarana ombam-panahy nataon’i Amôna (Almà 17–19).