Fanampiana amin’ny fandalinana
Ninive


Ninive

Ao amin’ny Testamenta Taloha, ny renivohitr’i Asyria sady foibem-barotra lehibe teo amin’ny morony atsinanan’ny renirano Tigry nandritra ny roanjato taona mahery. Nianjera izany tamin’ny fahalavoan’ny fanjakana Asyriana, ny 606 taona talohan’i Kristy.