Fanampiana amin’ny fandalinana
Kristiana


Kristiana

Anarana nomena ireo mpino an’i Jesoa Kristy. Na dia efa mahazatra aza ny fampiasana io teny io manerana izao tontolo izao, ny Tompo kosa dia niantso ny mpianatra marin’i Kristy ho Olomasina (Asa 9:13, 32, 41; 1 Kor. 1:2; F&F 115:4).