Fanampiana amin’ny fandalinana
Kôlejy


Kôlejy

Azo ampiasaina amin’ny fomba roa ny teny hoe kôlejy: (1) Andian-dehilahy manokana izay manana anjara fanompoana mitovy ao amin’ny fisoronana. (2) Ny maro an’isa na ny isa farafahakeliny tratrarina amin’ny andiana mpihazona ny fisoronana manatrika fivoriana iray mba hahafahana manatanteraka raharahan’ny Fiangonana (F&F 107:28).