Fanampiana amin’ny fandalinana
Saraha


Saraha

Ao amin’ny Testamenta Taloha, ny vady voalohan’i Abrahama. Niteraka an’i Isaka izy tamin’ny fahanterany (Gen. 18:9–15; 21:2).