Fanampiana amin’ny fandalinana
Stefana


Stefana

Maritiora ho an’ny Mpamonjy sy ny fiangonany tamin’ny andron’ny Testamenta Vaovao i Stefana. Ny toriteniny dia sady tandindona no mety nitarika ny asa lehibe nataon’i Paoly izay nanatrika ny fiarovan-tena nataon’i Stefana nanoloana ny Synedriona (Asa 8:1; 22:20).