Fanampiana amin’ny fandalinana
Komiberaky ny Mpisorona


Komiberaky ny Mpisorona

Olona mitory teny sy mametraka ny tenany ho fahazavana ho an’izao tontolo izao mba hahazoany ny harena sy deran’izao tontolo izao; tsy mikatsaka ny foto-kevitr’i Ziona izy ireo (2 Ne. 26:29).