Fanampiana amin’ny fandalinana
Zenifa


Zenifa

Ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, lehilahy iray izay nitarika ireo andian’olona niverina tany amin’ny tanin’i Nefia; lasa mpanjakan’izy ireo izy ary nitarika azy tamim-pahamarinana (Môzià 9–10).