Fanampiana amin’ny fandalinana
Fianianana


Fianianana

Araka ny ampiasana azy ao amin’ny Soratra Masina dia matetika, fanekempihavanana masina na fampanantenana. Na izany aza ny olon-dratsy, isan’izany i Satana sy ny anjeliny, dia manao fianianana ihany koa mba hanatanterahana ireo tanjony mamoafady. Nekena ny fianianana tamin’ny andron’ny Testamenta Taloha, saingy nampianatra i Jesoa Kristy fa tsy tokony hianiana amin’ny anaran’ Andriamanitra na ny zava-boahariny ny olona (Mat. 5:33–37).