Fanampiana amin’ny fandalinana
Betania


Betania

Ny tanàna izay nijanonan’i Jesoa Kristy nandritra ny herinandro farany niainany teto an-tany (Mat. 21:17; Mar. 11:11). Miorina eo atsimo atsinanana amin’ny tehezan’ny Tendrombohitra Oliva i Betania izay toeram-ponenan’i Lazarosy, i Maria ary i Marta (Jao. 11:1–46; 12:1).