Fanampiana amin’ny fandalinana
Pratt, Parley Parker


Pratt, Parley Parker

Zokin’i Orson Pratt sady iray tamin’ireo Apôstôly Roa ambin’ny folo nantsoina taorian’ny namerenana amin’ny laoniny ny fiangonana amin’izao andro izao (F&F 124:128–129). Nantsoina tamin’ny voalohany amin’ireo ezaka maro fitoriana filazantsara i Parley Pratt raha nanome azy fanambarana tamin’ny alalan’i Joseph Smith ny Tompo ny volana ôktôbra 1830 (F&F 32; 50:37).