Fanampiana amin’ny fandalinana
Lemoela


Lemoela

Ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, faharoa amin’ny zanakalahin’i Lehia ary iray amin’ireo zokin’i Nefia. Niaraka tamin’i Lamàna nanohitra an’i Nefia.