Fanampiana amin’ny fandalinana
Fahoriana


Fahoriana

Amin’ny alalan’ny fahoriana—fizahan-toetra, olana, ary alahelo—no ahafahan’ny olona mandia zava-maro izay mitondra any amin’ny fitomboana ara-panahy sy ny fivoarana mandrakizay noho ny fianteherana amin’ny Tompo.