Fanampiana amin’ny fandalinana
Young, Brigham


Young, Brigham

Isan’ny Apôstôly voalohany tao amin’izao fotoampitantanana izao sady Filoha faharoan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany. Nitarika ny Olomasina niankandrefana avy any Nauvoo, Illinois, nankany amin’ny lohasahan’i Salt Lake izy ary mpamolaka tany lehibe tao Etazonia Andrefana.