Fanampiana amin’ny fandalinana
Jakoba, Zanakalahin’i Alfeo


Jakoba, Zanakalahin’i Alfeo

Anankiray tamin’ny Apôstôly Roa ambin’ny folo nofidin’i Jesoa nandritra ny asa fanompoany teto amin’ny toetry ny mety maty (Mat. 10:3; Mar. 3:18; Lio. 6:15; Asa 1:13).