Fanampiana amin’ny fandalinana
Mandeha, Mandeha Miaraka amin’ Andriamanitra


Mandeha, Mandeha Miaraka amin’ Andriamanitra

Mifanaraka tsara amin’ny fampianaran’ Andriamanitra sy miaina amin’ny fomba tian’ Andriamanitra hiainan’ny olony; mandray sy mankatò ny fitaoman’ny Fanahy Masina.