Fanampiana amin’ny fandalinana
Fifaliana


Fifaliana

Toetry ny hasambarana lehibe vokatry ny fiainana mandala fahamarinana. Ny tanjon’ny fiainana mety maty ho an’ny olon-drehetra dia ny hanana fifaliana (2 Ne. 2:22–25). Avy amin’ny alalan’i Jesoa Kristy irery ihany ny fifaliana feno (Jao. 15:11; F&F 93:33–34; 101:36).