Fanampiana amin’ny fandalinana
Fijangajangana


Fijangajangana

Firaisana ara-nofo tsy ara-dalàna eo amin’ny olona roa tsy mpivady. Ampiasaina tsindraindray koa izany ao amin’ny soratra masina ho sarin’ny apôstazia.