Fanampiana amin’ny fandalinana
Pratt, Orson


Pratt, Orson

Iray amin’ireo Apôstôly Roa ambin’ny folo voalohany izay voantso taorian’ny Famerenana amin’ny laoniny ny Fiangonana amin’izao andro izao (F&F 124:128–129). Vao enina herinandro monja no naha-mpikambana azy raha nanome fanambarana ho azy tamin’ny alalan’i Joseph Smith ny Tompo (F&F 34). Mpitory filazantsara ho an’ny Fiangonana koa i Orson Pratt (F&F 52:26; 75:14) ary niasa ho toy ny mpahay tantara ho an’ny Fiangonana nandritra ny taona maro.