Fanampiana amin’ny fandalinana
Jirik’i Gadiantôna


Jirik’i Gadiantôna

Ao amin’ny Bokin’i Môrmôna: andiana mpangalatra natsangan’ilay Nefita ratsy fanahy atao hoe Gadiantôna. Nifototra tamin’ny tsiambaratelo sy ny fiozonana miafina avy amin’i Satana ny fikambanany.