Fanampiana amin’ny fandalinana
Vavolombelona


Vavolombelona

Filazana na porofo hafa fa marina ny zavatra iray; fijoroana ho vavolombelona. Ny vavolombelona dia mety koa ho olona izay manao fanambarana na manome porofo mifototra amin’ny fahalalany manokana, izany hoe olona mijoro ho vavolombelona.