Fanampiana amin’ny fandalinana
Fizokiana


Fizokiana

Zo amin’ny fandovana ananan’ny zanaka lahimatoa. Tafiditra ao amin’ny fizokiana, amin’ny heviny malalaka, izay mety ho zo rehetra na lova nafindra tamin’ny olona iray, fony izy teraka tao amin’ny ankohonana na kolontsaina iray.