Fanampiana amin’ny fandalinana
Fiantrana


Fiantrana

Ny fitiavana madion’i Kristy (Môrô. 7:47); ny fitiavana izay ananan’i Kristy ho an’ny zanak’olombelona ary tokony hananan’ny zanak’olombelona ho an’izy samy izy (2 Ne. 26:30; 33:7–9; Ete. 12:33–34); ny avo indrindra, ny ambony indrindra, ny mahery indrindra amin’ny karazam-pitiavana fa tsy fankamamiana fotsiny ihany.