Fanampiana amin’ny fandalinana
Fianakaviana


Fianakaviana

Araka ny ampiasana azy ao amin’ny soratra masina, ny fianakaviana dia ahitana ny ray sy ny andefimandriny, ny ankizy ary indraindray ireo havana hafa miray trano na iray loham-pianakaviana. Ny fianakaviana koa dia mety ho ray na reny miaraka amin-janany, na mpivady tsy manan-janaka, na olona tokan-tena mipetra-drery.

Amin’ny ankapobeny

Ireo andraikitry ny ray aman-dreny

Ireo andraikitry ny zanaka

Fianakaviana mandrakizay

Ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana dia manazava ny toetra mandrakizain’ny fatoram-panambadiana sy ny fianakaviana. Ny fanambadiana selestialy sy ny fitohizan’ny isam-pianakaviana dia mahatonga ny ray sy ny andefimandry ho andriamanitra (F&F 132:15–20).