Fanampiana amin’ny fandalinana
Gamaliela


Gamaliela

Fariseo diso fantatra ao amin’ny Testamenta Vaovao, izay nahay sy nampianatra ny lalàna Jiosy. Anankiray tamin’ny mpianany i Paoly Apôstôly (Asa 22:3). Tena nanana ny fahefany izy teo amin’ny Synedriona (Asa 5:34–40).