Fanampiana amin’ny fandalinana
Mpamory Hetra


Mpamory Hetra

Tany Roma fahiny, olona mpanangona ny hetra ho an’ny fitondram-panjakana. Mazàna nankahalain’ny Jiosy ny mpamory hetra. Nanaiky tamim-pahazotoana ny filazantsara ny mpamory hetra sasany (Mat. 9:9–10; Lio. 19:2–8).