Fanampiana amin’ny fandalinana
Herodiasy


Herodiasy

Anabavin’i Heroda Agripa ao amin’ny Testamenta Vaovao. Izy dia nanambady an’i Heroda Filipo dadatoany izay niterahany an’i Salome zanakavaviny. Nioko izy sy i Salome mba hampanapaka ny lohan’i Jaona Mpanao Batisa (Mat. 14:3–11).