Fanampiana amin’ny fandalinana
Fangorahana


Fangorahana

Ny hevitra ara-bakiteny ny hoe fangorahana ao amin’ny soratra masina dia “miaraka ory.” Ny heviny koa dia ny hoe maneho fo onena, alahelo, ary famindram-po amin’ny hafa.