Fanampiana amin’ny fandalinana
Virijiny


Virijiny

Lehilahy na vehivavy amin’ny taonan’ny hanambady, izay mbola tsy nanao firaisana ara-nofo na oviana na oviana. Ao amin’ny soratra masina, ny virijiny dia mety maneho olona izay madio fitondrantena (Apôk. 14:4).