Fanampiana amin’ny fandalinana
Esaià


Esaià

Fomba fanoratana ao amin’ny Testamenta Vaovao (Grika) ny anarana hoe Isaia (Lioka 4:17). Esaià dia mpaminany iray izay niaina tamin’ny andron’i Abrahama (F&F 76:100; 84:13).