Fanampiana amin’ny fandalinana
Fampitandremana


Fampitandremana

Manome fampiomanana na fanairana. Ny mpaminany, ny mpitondra ary ny ray aman-dreny dia mampitandrina sy mampianatra ny hafa hankatò ny didin’ Andriamanitra sy ny fampianarany.