Fanampiana amin’ny fandalinana
Benjamin’ny, Zanakalahin’i Jakoba


Benjamin’ny, Zanakalahin’i Jakoba

Ao amin’ny Testamenta Taloha, ny faharoa amin’ny zanakalahin’i Jakoba sy i Rahely (Gen. 35:16–20).

Ny fokom-pirenen’i Benjamin’ny

Nitsodrano an’i Benjamin’ny i Jakoba (Gen. 49:27). Ny taranak’i Benjamin’ny dia vahoaka mpiantafika. Anisan’ireo Benjamita roa nalaza i Saoly, ilay mpanjaka voalohany teo amin’ny Isiraelita (1 Sam. 9:1–2) sy i Paoly, ilay Apôstôly ao amin’ny Testamenta Vaovao (Roma. 11:1).