Fanampiana amin’ny fandalinana
Maria, Renin’i Jesoa


Maria, Renin’i Jesoa

Ao amin’ny Testamenta Vaovao, virijiny nofidian’ Andriamanitra Ray mba ho renin’ny zanany lahy ao amin’ny nofo. Nanan-janaka hafa i Maria taorian’ny nahaterahan’i Jesoa (Mar. 6:3).