Fanampiana amin’ny fandalinana
Toriteny teo an-tendrombohitra


Toriteny teo an-tendrombohitra

Toriteny nataon’ny Tompo Jesoa Kristy tamin’ny mpianany talohan’ny nanirahany azy ireo (Mat. 5–7; Lio. 6:20–49). Fotoana fohy taorian’ny niantsoany ny Roambinifololahy no nanaovan’ny Tompo ilay toriteny.

Izany toriteny izany dia hazavain’ny dikantenin’ny Baiboly nataon’i Joseph Smith sy ny toriteny iray mitovy aminy voarakitra ao amin’ny 3 Nefia 12–14, izay maneho fa ampahany manan-danja amin’ny toriteny no very ao amin’ny fitantaran’i Matio