Fanampiana amin’ny fandalinana
Ahaba


Ahaba

Ao amin’ny Testamenta Taloha: anankiray tamin’ireo mpanjaka mamohehatra sy mahery indrindra tamin’i Isiraely avaratra. Izy dia nanambady an’i Jezebela, andriambavy Sidoniana, izay noho ny heriny no nahatonga ny fanompoana an’i Bala sy i Astarta hanjaka tany Isiraely (1 Mpan. 16:29–33; 2 Mpan. 3:2) ka nisian’ny andrana ho famongorana ireo mpaminany sy ny fiderana an’i Jehovah (1 Mpan. 18:13).