Fanampiana amin’ny fandalinana
Amlisia, Amlisita


Amlisia, Amlisita

Lehilahy iray ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, izay nitarika andiana Nefita naniry hanana mpanjaka nandritra ny fitondran’ny mpitsara. Ireo Nefita ireo, natao hoe Amlisita, dia nikomy an-kitsirano tamin’ Andriamanitra ka voaozona izy ireo noho izany (Almà 2–3).