Fanampiana amin’ny fandalinana
Andrea


Andrea

Ao amin’ny Testamenta Vaovao, rahalahin’i Simona Petera ary anankiray amin’ny Apôstôly Roa ambin’ny folo nantsoin’i Jesoa nandritra ny asa fanompoany teto an-tany (Mat. 4:18–19; Mar. 1:16–18, 29).