Fanampiana amin’ny fandalinana
Antia-Nefia-Lehia


Antia-Nefia-Lehia

Ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, anarana nomena an’ireo Lamanita izay novain’ireo zanakalahin’i Môzià fo. Taorian’ny fiovam-pony, ireo olona ireo, izay natao koa hoe ny vahoakan’i Amôna, dia nahatoky nandritra ny fiainany (Almà 23:4–7, 16–17; 27:20–27).