Fanampiana amin’ny fandalinana
Fiangonana, Anaran’ny


Fiangonana, Anaran’ny

Ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, rehefa namangy ny Nefita marina i Jesoa Kristy fotoana fohy taorian’ny Fitsanganany tamin’ny maty dia nilaza Izy fa tokony hitondra ny anarany ny Fiangonany (3 Ne. 27:3–8). Nambaran’ny Tompo fa “Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany” no ho anaran’ny Fiangonana amin’izao fotoana izao (F&F 115:4).