Fanampiana amin’ny fandalinana
Eva


Eva

Vehivavy voalohany niaina teto an-tany (Gen. 2:21–25; 3:20). Vadin’i Adama izy. Ny hevitry ny teny amin’ny teny Hebreo dia “aina.” Izany no anarany nomena azy satria izy no “renin’ny olombelona rehetra” (Mos. 4:26). Izy sy i Adama, ilay lehilahy voalohany, dia hifampizara voninahitra mandrakizay noho ny anjara asa noraisiny ka ahafahan’ny olombelona rehetra mivoatra mandrakizay.