Fanampiana amin’ny fandalinana
Zanakalahy sy Zanakavavin’ Andriamanitra


Zanakalahy sy Zanakavavin’ Andriamanitra

Mampiasa ireo teny ireo amin’ny lafiny roa ny soratra masina. Amin’ny lafiny iray dia fanahy zanaky ny Raintsika any an-danitra ara-bakiteny isika rehetra. Amin’ny lafiny iray hafa kosa, ny zanakalahy sy zanakavavin’ Andriamanitra dia ireo izay nateraka indray tamin’ny alalan’ny Sorompanavotan’i Kristy.

Fanahy zanaky ny Ray

Zanaka nateraka indray tamin’ny alalan’ny sorompanavotana